|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akondrosarika |
| Singan-teny | 2akondro, 3sarika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[akondro sarika]
7(de sarika = action de tirer les fibres).
8Musa textilis L. 9(Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié. 10On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: voankazo 12 Toe-karena: zaitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/25 |
|